Tokinao

« ~~~~~~~~~~~~Fandraisana~~~~~~~~~~~~ | Main | Weight & wedding »

Batgirl
2006/06/29,07:34

Hevitra

Comment Icon

Hihihi, mampme be.

Posted by: pissoa at 2006/07/13, 10:54
Comment Icon hihihi

De tena ngôda be mihitsy anie le elany roa izany e! hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/07/14, 13:45
Comment Icon hevitra

ka mba afaka hanidina lavidavitra tsouny ve io vorona io .

Posted by: hermine at 2006/07/17, 04:23
Comment Icon an x3

hermine : ka i batgerl anie tsy manidina fa vady mpanohana an'i batman fotsiny e

Posted by: Tokinao at 2006/07/17, 04:41
Comment Icon hvt

aiza kosa e! fa nga raha vady de tsy mba hiodina

Posted by: hermine at 2006/07/17, 04:46
Comment Icon afaka miodina izy 'ka

Afaka mihazakazaka mihodina @'ireny terrain de foot ireny izy 'ka. fa tsy vôtery hanidina akory. hahaha

Posted by: Tokinao at 2006/07/17, 04:55
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype