Tokinao

« hiram-pirenena malagasy | Main | Batgirl »

~~~~~~~~~~~~Fandraisana~~~~~~~~~~~~
2006/06/28,01:48
Ireo lahatsoratra farany > Ankamantatra vinaninany ;-) ?(jona 2011)
> Mbola hiresaka politika tokoa ve? (jona 2011)
>NY TSY MPINO SY I DARWIN - setriny (mar 2011)
Ho hitanao ato koa ireto sokajin-dahatsoratra ireto  :


ary zavatra hafa hahaliana anao  :  

Saika adino Laughing, azonao atao ny mametraka hevitra eny ambanin'ny lahatsoratra. Raha hamela hafatra ho ahy kosa dia mandrosoa ato. Dia misaotra indrindra ô!!

 

Hevitra

Comment Icon fialan-tsasatra

Ilazàna isika mpitsidika ny blaogy "Tokinao" fa tsy dia hisy lahatsoratra vaovao ao amin'izany mandritra ny volana aogositra. Mbô hiala sasatra hono ra-Tokinao e; hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/07/28, 01:41
Comment Icon hummm!

Izao zà vao nitsidika ny blaogy n'i tokinao fa mahafinaritra be no hafa kely mitsy e!
mahazotoa miala sasatra alou aza fa asa be tokoa no
mampirindra ny blaogy hivoaka tsara toa izao hihihih!mahafinaritra ka! mazotoa e!

Posted by: fasaly at 2006/08/14, 22:51
Comment Icon aza ela loatra ann!! ihihi !

Salut Tokinao! tsy olana re ah, zay efa eto aloha atao mahafinaritra kah, sady tena mahafinaritra koa moa eeeeh! mazotoa miala sasatra aloha ary moa eee!!

Posted by: vale at 2006/08/15, 13:50
Comment Icon Msôtra e!

Misaotra mitsidika zareo a!

Posted by: Tokinao at 2006/08/18, 17:30
Comment Icon

Bonjour, je cherche à savoir si le titre officiel contient ou non un point d'exclamation à la fin : "Ry Tanindrazanay malala ô" ou "Ry Tanindrazanay malala ô !" ?
Merci d'avance !

Posted by: Hymne national at 2006/08/23, 09:51
Comment Icon Merci !

Merci beaucoup de votre remarque ! Effectivement, il y a un point d'exclamation à la fin du titre. Et je viens de l'ajouter dans mon aricle. Donc, c'est bien "Ry tanindrazanay malala ô !" . Parcontre, pour les premières lignes de chaque strophe, il n'y en a pas. En fait, j'ai consulté la version originale telle qu'écrite par le Pasteur RAHAJASON.
Merci encore !

Posted by: Tokinao at 2006/08/25, 21:23
Comment Icon mahereza

tsara be ilay iste nataonao , voalohany aho no nijery fa tena afapo , raha mbola misy ialy frnacis turbo vaomaika tsara fa nadia izany aza ilay hirampivavahana tena mahafapo , mahatsiaro any tanana e, dia mahereza ary o

Posted by: vava at 2006/08/26, 14:56
Comment Icon fa hono hoa

fa sovaly avy tany be valala angaha io nofainao tsy mety reraka @ fiazakazahana io , hihihi

Posted by: vava at 2006/08/26, 15:19
Comment Icon tsia tompoko ô

sôvalin'ny péèmaï io re e!
(PMI)

Posted by: Tokinao at 2006/08/26, 16:32
Comment Icon Zah iany e!

Mahafinaritra be mihitsy ny mitsidika an-le izy. Efa avy niala sasatra zany ramose Tokinao? Tongava haingana fa maika be zahay hijery sy hamaky ny tohiny. Veloma daholo eeeeh!

Posted by: Bacool at 2006/09/16, 07:36
Comment Icon Tohiny

Saika adinoko! Ary enao kay sportif be mihitsy an?

Posted by: Bacool at 2006/09/16, 07:38
Comment Icon Tonga soa i Bacool !

oadraaaaaay. Saika tara i Bacool : efa ela i Mose Tokinao no tonga :D :D .
Ny zava-baovao zao dia ny "radio" klasika : ahafahana mihaino mozika klasika eto amin'ny blaogy Tokinao izy io.
Tsindrio ange ny anarako etsy ambany etsy e!

Posted by: Tokinao at 2006/09/16, 07:47
Comment Icon Hi Hi Hi

Mbola tsy nanindry an-le anarana tetsy ambany zah fa le Mister Bean no mbola mampivanitika be ahy hou! hou! hou!

Posted by: Bacool at 2006/10/02, 14:45
Comment Icon Tsy mandeha indray koa anie zao le radio e!

Ke le radio koa aza ange ry Bacool tô tsy mande ndray izao e. tena mbola mila amboarina le izy rehefa misy fotoana i Tokinao. hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/10/02, 19:32
Comment Icon Hay viii!

Iaho mantsy mba gaga fa efa lany haiky mihitsy zah zao nanao an-le izy nefa de eh ehe! Eny ary fa de mazto e!
Mba tsy reraka kou tsy soavalin'ny péèmaïn-dramose ty ka!

Posted by: Bacool at 2006/10/03, 08:11
Comment Icon Enao ngah ahoana a!

Zavatra sôvaly matanjaka io fa ôka etsì. Fa enao angah hitaingina ? hihihi
Raha iny "route digue" iny aloha de tsy ampy iray minitra ny anaovany azy manko. hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/10/03, 17:03
Comment Icon Ananan matawatra ah kou

Aleo ilamina izany hitaingina sôvaly mahery mande be izany fa sô de maty tanora eo ny tena ka o loza Mose Tokinao ah! Raha tsy we maika lôtra angah ka tsy mifaka zaho hihihi

Posted by: Bacool at 2006/10/04, 08:05
Comment Icon 8-) in zany "tsy mifaka" ?

Inona ry bakl ny dikan'izany hoe "mifaka" kay ? aza omena tsiny fa tsy de mahafehy tanteraka ny teny gasy a! hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/10/04, 16:24
Comment Icon "mifaka" ve?

Ny fototenin'ny "mifaka" alo dia "faka" zany hoe ny "mifaka" izany dia manadihady, mitady ny fakany.
Dia ny mifanohitra amin'izay le hoe "tsy mifaka" e! Tsy asiana adi-hevitra fa tonga de lasa izaooooo!

Posted by: Bacool at 2006/10/10, 14:11
Comment Icon haaay ! ! !

tena mazava fa misaotra e! Hay enao ity tena "mifaka" an'ity teny gasy ity mihitsy a! hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/10/10, 18:33
Comment Icon haha

sady mafoaka? hahahha

Posted by: kitjo at 2007/01/12, 04:22
Comment Icon hihihi

io "mafaoka" io ndraiky kitjo, haiko tsara! hihihi Mba valovotaka tany avaratra ihany ry bebe sy dadanay ka haiko tsara fomba fivolanan-dreo! hihihi


Fa i kitjo zao no tena mafoaka @'ity resaka blaogilaogy ity 'ko. Sa magnano "sprint" faramparany ?!!! hihihi

Posted by: Tokinao at 2007/01/12, 22:39
Comment Icon Misaotra e!

Misaotra betsaka an'i Tokinao nandalo tao anaty blaogin'i Tsiafoy. Tena tsara tokoa ity blaoginao ity. Mirary fahombiazana ho anao hatrany.

Posted by: Tsiafoy at 2007/03/15, 09:51
Comment Icon Manao ahoana !

Fa tena tsara be kosa aloha ny blaogy nareo è !
Félicitations et bonne continuation !

tena mbola tsy nahita ohatr ' ity indray aho ! !

bonne semaine !
apetrako ny blog ko iray
merci !

http://jachery5.blogspace.fr/home/

Posted by: HERY at 2008/10/12, 22:53
Comment Icon ok

HERY > misaotra amin'ny fitsidihina sy fankasitrahana e :).

Posted by: tokinao at 2008/10/18, 21:30
Comment Icon okay

Efa nitsidika ny blaoginao ihany aho fa tena milay an! Ary tena ilaiko mihitsy io solfa io fa misaotra betsaka eh!
Fanampin'izany, tiako be io hira io, (hay teo foana i Kristy).

Amin'ny manaraka e! bnon week-end

Posted by: Sipan'ny Avance Beourirque :) at 2008/11/01, 13:19
Comment Icon Manao ahoana !

Mba mandalondalo è

mahereza !
tahian ' ny Tompo !

http://jachery5.blogspace.fr/home/

Posted by: Hery at 2008/11/05, 17:37
Comment Icon aleo tara toy izay tsy misy

misaotra nitsidika fa tratry ny taona ary dia samia ho tratrin'ny ho avy indray

Posted by: Mitia at 2009/01/07, 19:47
Comment Icon Misaotra an'i Hery sy Mitia

Dia samy hotahian'Andriamanitra e!

Posted by: Tokinao at 2009/02/01, 17:57
Comment Icon Fizsaorana

Misaotra an'i Tokinao nandalo dia misaotra ihany koa betsaka amin' ny toro-hevitra , mahafinaritra ny mahita ny hakanton' ny blaoginao, misy sary mahafatifaty betsaka dia nandrotsirotsy tokoa ilay hira.Misaotra e! dia faly mahafantatra

Posted by: Maeva7 at 2009/08/02, 16:39
Comment Icon

blaogy.com

Posted by: nuls at 2011/03/10, 17:19
Comment Icon MimiSimply

Misaotra anao nandalo tao am blaogy, za ko sa nefa tsy avy any inde e! hihi

Posted by: MimiSimply at 2011/03/19, 13:52
Comment Icon asda

Lorem ipsum
dolor sit amet, consetetur
sadipscing elitr, sed diam nonumy
eirmod tempor invidunt ut labore
et dolore magna aliquyam
erat, sed diam voluptua. Lorem
ipsum dolor sit amet, consetetur
sadipscing elitr, sed diam nonumy
eirmod tempor invidunt ut labore et
dolore magna aliquyam erat,
sed diam voluptua. Lorem
ipsum dolor sit
amet, consetetur sadipscing elitr, sed diam
nonumy eirmod tempor invidunt
ut labore
et dolore magna aliquyam
erat, sed diam voluptua.
Lorem ipsum dolor sit
amet, consetetur sadipscing
elitr, sed diam nonumy
eirmod tempor
invidunt ut labore et dolore magna aliquyam erat, sed diam voluptua.

Posted by: sales at 2011/08/01, 17:21
Comment Icon

SawAnaeva xaikalitag VienFueme http://usillumaror.com - iziananatt incifsPlailla http://gussannghor.com nemyAmelvex

Posted by: Demaemiainidezp at 2013/05/05, 06:41
Comment Icon

SawAnaeva xaikalitag VienFueme http://usillumaror.com - iziananatt incifsPlailla http://gussannghor.com nemyAmelvex

Posted by: Demaemiaindnppy at 2013/05/08, 04:48
Comment Icon

Привет! купить в самаре чай пуэр купить пуэр оптом пуэр чай эффект

Posted by: Unceganictanojsbqi at 2013/05/16, 02:44
Comment Icon

SawAnaeva xaikalitag VienFueme http://usillumaror.com - iziananatt incifsPlailla http://gussannghor.com nemyAmelvex

Posted by: Demaemiaincsdlb at 2013/05/20, 06:32
Comment Icon

Здравствуйте! виагра не купишь любовь купить виагру купить виагру в омске

Posted by: Unceganictanoddmdk at 2013/05/20, 20:03
Comment Icon

Привет! что будет если покурить пуэр купить пуэр купить пуэр

Posted by: Unceganictanovsitj at 2013/05/28, 19:56
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype